Motera sy turbo

Vidiny tombanana11 000 000 Araterina manerana an'i Madagasikara
HanafatraTurbo sy actionneur turbo ho an'ny kamiao lehibe eoropeana. Arakaraka ny motera no isafidianana ny turbo : alefaso ny VIN na ny référence-n'ny kojakoja taloha.

Vidiny tombanana11 000 000 Araterina manerana an'i Madagasikara
Hanafatra
Vidiny tombanana21 447 000 Araterina manerana an'i Madagasikara
Hanafatra
Vidiny tombanana20 834 800 Araterina manerana an'i Madagasikara
HanafatraIreto no mampiseho fa simba ny turbo na ny actionneur turbo :
Mety hisy antony hafa ireo famantarana ireo : ampamakio amin'ny valise diagnostic ny codes défaut alohan'ny hanafarana.